forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
330 B
Markdown
8 lines
330 B
Markdown
# Nahoana no mendrika hanokatra ilay horonan-taratasy ny Zanak'ondry?
|
|
|
|
Ny Zanak'ondry dia mendrika satria izy nividy olona ho an'Andriamanitra avy amin'ny foko rehetra, avy amin'ny fiteny, ny olona, ary ny firenena tamin'ny ràny.
|
|
|
|
# Aiza ireo mpisoron'Andriamanitra no hanjaka?
|
|
|
|
Hanjaka amin'ny tany ireo mpisoron'Andriamanitra.
|