# Nahoana no mendrika hanokatra ilay horonan-taratasy ny Zanak'ondry? Ny Zanak'ondry dia mendrika satria izy nividy olona ho an'Andriamanitra avy amin'ny foko rehetra, avy amin'ny fiteny, ny olona, ary ny firenena tamin'ny ràny. # Aiza ireo mpisoron'Andriamanitra no hanjaka? Hanjaka amin'ny tany ireo mpisoron'Andriamanitra.