plt_tq/rev/03/21.md

8 lines
310 B
Markdown

# Inona no nampanantenain'i Kristy an'ireo izay mandresy?
Ireo izay mandresy dia hipetraka hiaraka amin'i Kristy eo amin'ny seza fiandrianany.
# Iza no nolazain'i Jesosy hoe tokony henoin'ireo mpamaky ny boky?
Kristy dia nilaza fa ireo mpamaky dia tokony mihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ireo fiangonana.