# Inona no nampanantenain'i Kristy an'ireo izay mandresy? Ireo izay mandresy dia hipetraka hiaraka amin'i Kristy eo amin'ny seza fiandrianany. # Iza no nolazain'i Jesosy hoe tokony henoin'ireo mpamaky ny boky? Kristy dia nilaza fa ireo mpamaky dia tokony mihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ireo fiangonana.