forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
335 B
Markdown
8 lines
335 B
Markdown
# Nosoratana ho an'ny anjely iza ny ampahany manaraka amin'ny boky?
|
|
|
|
Ny ampahany manaraka amin'ny boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Filadelfia.
|
|
|
|
# Inona no vitan'ny fiangonana tao Filadelfia na dia kely aza ny tanjak'izy ireo?
|
|
|
|
Ny fiangonana ao Filadelfia dia nankato ireo tenin'i Kristy ary tsy nandà ny anarany.
|