# Nosoratana ho an'ny anjely iza ny ampahany manaraka amin'ny boky? Ny ampahany manaraka amin'ny boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Filadelfia. # Inona no vitan'ny fiangonana tao Filadelfia na dia kely aza ny tanjak'izy ireo? Ny fiangonana ao Filadelfia dia nankato ireo tenin'i Kristy ary tsy nandà ny anarany.