plt_tq/rev/02/03.md

8 lines
301 B
Markdown

# Inona no olan'i Kristy amin'ny fiangonana ao Efesosy?
Ny nanadinoan'izy ireo ny fitiavan'izy ireo voalohany.
# Inona no nolazain'i Kristy hoe ho ataony raha tsy mibebaka izy ireo?
Kristy dia nilaza fa ho tonga Izy ary hanala ny fanaovan-jiron'izy ireo amin'ny toerany raha tsy mibebaka izy ireo.