# Inona no olan'i Kristy amin'ny fiangonana ao Efesosy? Ny nanadinoan'izy ireo ny fitiavan'izy ireo voalohany. # Inona no nolazain'i Kristy hoe ho ataony raha tsy mibebaka izy ireo? Kristy dia nilaza fa ho tonga Izy ary hanala ny fanaovan-jiron'izy ireo amin'ny toerany raha tsy mibebaka izy ireo.