plt_tq/rev/01/04.md

12 lines
473 B
Markdown

# Iza no nanoratra ity boky ity, ary iza no nanoratana izany?
Jaona no nanoratra ity boky ity, ary nosoratany ho an'ireo fiangonana fito tao Asia.
# Inona ireo fiantsoana telo nomen'i Jaona an'i Jesosy?
Jaona dia nanome an'i Jesosy Kristy ireo fiantsoana hoe: vavolombelona mahatoky, lahimatoa amin'ny maty, ary mpanapaka ireo mpanjakan'ny tany.
# Nataon'i Jesosy ho inona ireo mpino?
Jesosy nanao an'ireo mpino ho fanjakana sy mpisorona ho an'Andriamanitra ilay Ray.