plt_tq/rev/01/01.md

12 lines
442 B
Markdown

# Avy amin'iza no nahatongavan'ity fanambarana ity voalohany, ary ho an'iza no nampisehoana ny fanambarana?
Ny fanambaran'i Jesosy Kristy dia tonga avy amin'Andriamanitra, ary naseho an'ireo mpanompony.
# Rahoviana no hiseho ny tranga ao amin'ny fanambarana?
Ireo tranga ao amin'ny fanambarana dia hiseho tsy ho ela.
# Iza no ho voatahy amin'ny alalan'ity boky ity?
Ireo izay mamaky mafy, mandre, ary mankato ity boky ity no ho voatahy.