# Avy amin'iza no nahatongavan'ity fanambarana ity voalohany, ary ho an'iza no nampisehoana ny fanambarana? Ny fanambaran'i Jesosy Kristy dia tonga avy amin'Andriamanitra, ary naseho an'ireo mpanompony. # Rahoviana no hiseho ny tranga ao amin'ny fanambarana? Ireo tranga ao amin'ny fanambarana dia hiseho tsy ho ela. # Iza no ho voatahy amin'ny alalan'ity boky ity? Ireo izay mamaky mafy, mandre, ary mankato ity boky ity no ho voatahy.