plt_tq/psa/99/08.md

8 lines
307 B
Markdown

# Inona no nataon'i Yaveh ho an'ireo lehilahy izay nivavaka taminy?
Yaveh namela heloka azy ireo na dia nanafay ny asam-pahotan'izy ireo aza Izy.
# Inona no ampaherezin'ny mpanoratra fa hataon'ny rehetra?
Ny mpanoratra miteny mba hidera an'i Yaveh sy hanompo ao amin'ny havoany masina satria masina Izy.