# Inona no nataon'i Yaveh ho an'ireo lehilahy izay nivavaka taminy? Yaveh namela heloka azy ireo na dia nanafay ny asam-pahotan'izy ireo aza Izy. # Inona no ampaherezin'ny mpanoratra fa hataon'ny rehetra? Ny mpanoratra miteny mba hidera an'i Yaveh sy hanompo ao amin'ny havoany masina satria masina Izy.