plt_tq/psa/94/22.md

8 lines
292 B
Markdown

# Ahoana no fomba ampaherezan'i Yaveh ny mpanoratra?
Yaveh mampahery ny mpanoratra amin'ny maha tilikambo avony sy vatolampy fialofany.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo mpanapaka ratsy fanahy?
Yaveh hanatitra ny helok'izy ireo any aminy ary hamongotra azy ireo ho amin'ny faharatsiany.