# Ahoana no fomba ampaherezan'i Yaveh ny mpanoratra? Yaveh mampahery ny mpanoratra amin'ny maha tilikambo avony sy vatolampy fialofany. # Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo mpanapaka ratsy fanahy? Yaveh hanatitra ny helok'izy ireo any aminy ary hamongotra azy ireo ho amin'ny faharatsiany.