plt_tq/psa/89/49.md

8 lines
347 B
Markdown

# Inona no anontanian'ny mpanoratra amin'ny Tompo momba ireo asam-pamindrampoany taloha ?
Ny mpanoratra manontany hoe: "Aiza ireo asam-pamindramponao taloha?"
# Inona no lazain'ny mpanoratra mba hotsaroan'ny Tompo?
Miteny amin'ny Tompo izy mba hahatsiaro fa manipy faniratsirana sy maneso ny dian-tongotry ny voahosotr'i Yaveh ireo fahavalony.