# Inona no anontanian'ny mpanoratra amin'ny Tompo momba ireo asam-pamindrampoany taloha ? Ny mpanoratra manontany hoe: "Aiza ireo asam-pamindramponao taloha?" # Inona no lazain'ny mpanoratra mba hotsaroan'ny Tompo? Miteny amin'ny Tompo izy mba hahatsiaro fa manipy faniratsirana sy maneso ny dian-tongotry ny voahosotr'i Yaveh ireo fahavalony.