plt_tq/psa/88/05.md

8 lines
327 B
Markdown

# Inona no lazain'ny mpanoratra fa mitranga aminy rehefa tahaka ny maty mandry ao am-pasana izy?
Izy milaza fa Yaveh tsy miahy ny maty intsony satria fongotra tamin'ny fahefan'i Yaveh izy ireny.
# Aiza no lazain'ny mpanoratra fa nametrahan'i Yaveh azy?
Lazainy fa napetrak'i Yaveh tany amin'ny farany ambanin'ny lavaka izy.