# Inona no lazain'ny mpanoratra fa mitranga aminy rehefa tahaka ny maty mandry ao am-pasana izy? Izy milaza fa Yaveh tsy miahy ny maty intsony satria fongotra tamin'ny fahefan'i Yaveh izy ireny. # Aiza no lazain'ny mpanoratra fa nametrahan'i Yaveh azy? Lazainy fa napetrak'i Yaveh tany amin'ny farany ambanin'ny lavaka izy.