plt_tq/psa/86/01.md

8 lines
268 B
Markdown

# Nahoana Davida no mangataka an'i Yaveh hihaino sy hamaly azy?
Satria mahantra sy mijaly Davuda.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra ho azy rehefa mahitsy sy matoky an'Andriamanitra izy?
Davida mangataka an'Andriamanitra hiaro azy sy hanavotra azy.