# Nahoana Davida no mangataka an'i Yaveh hihaino sy hamaly azy? Satria mahantra sy mijaly Davuda. # Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra ho azy rehefa mahitsy sy matoky an'Andriamanitra izy? Davida mangataka an'Andriamanitra hiaro azy sy hanavotra azy.