plt_tq/psa/81/08.md

12 lines
394 B
Markdown

# Inona no lazain'Andriamanitra momba ireo andriamani-kafa?
Andriamanitra niteny fa tsy tokony hisy andriamani-kafa amin'Israely ary tsy mahazo manompo andriamani-kafa izy ireo.
# Inona no lazain'i Yaveh fa nataony ho an'Israely?
Nentiny nivoaka an'i Egypta izy ireo.
# Nahoana no nasain'Andriamanitra hampitanatana vava ny Israelita?
Nasainy nosokafan'izy ireo izany mba hamenoany izany.