# Inona no lazain'Andriamanitra momba ireo andriamani-kafa? Andriamanitra niteny fa tsy tokony hisy andriamani-kafa amin'Israely ary tsy mahazo manompo andriamani-kafa izy ireo. # Inona no lazain'i Yaveh fa nataony ho an'Israely? Nentiny nivoaka an'i Egypta izy ireo. # Nahoana no nasain'Andriamanitra hampitanatana vava ny Israelita? Nasainy nosokafan'izy ireo izany mba hamenoany izany.