plt_tq/psa/81/01.md

12 lines
508 B
Markdown

# Inona no asain'ny mpanoratra ataon'ny rehetra amin'Andriamanitra?
Asainy mihira mafy sy mihiakam-pifaliana izy ireo.
# Zavamaneno inona no asain'ny mpanoratra lalaovin'ny olona raha mihira izy ireo?
Tokony hively ampongatapaka sy hitendry lokanga mahafinaritra miaraka amin'ny valiha ny olona.
# Rahoviana ny olona no tokony hitsoka ny anjomaran'osilahy?
Tokony hitsoka anjomara izy ireo amin'ny andron'ny volana vaovao, dia ilay andron'ny fenomanana, rehefa manomboka ny andro firavoravoan'izy ireo.