plt_tq/psa/80/01.md

12 lines
524 B
Markdown

# Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'ny Mpiandry ondrin'Israely?
Ny mpanoratra mangataka Azy hihaino sy hamirapiratra amin'izy ireo.
# Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'ny Mpiandry ondrin'Israely eo imason'i Efraima sy Benjamina ary Manase?
Mangataka ny Mpiandry ondrin'Israely izy mba hampihatra nyb fahefany sy ho tonga hanavotra azy ireo.
# Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'Andriamanitra?
Mangataka amin'Andriamanitra izy mba hampody azy ireo, hamirapiratra amin'izy ireo dia ho voavonjy izy ireo.