# Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'ny Mpiandry ondrin'Israely? Ny mpanoratra mangataka Azy hihaino sy hamirapiratra amin'izy ireo. # Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'ny Mpiandry ondrin'Israely eo imason'i Efraima sy Benjamina ary Manase? Mangataka ny Mpiandry ondrin'Israely izy mba hampihatra nyb fahefany sy ho tonga hanavotra azy ireo. # Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'Andriamanitra? Mangataka amin'Andriamanitra izy mba hampody azy ireo, hamirapiratra amin'izy ireo dia ho voavonjy izy ireo.