plt_tq/psa/75/09.md

8 lines
318 B
Markdown

# Ahoana no fomba hideran'i Asafa ny Andriamanitr'i Jakoba?
Hilaza hatrany hatrany izay nataon'Andriamanitra izy ary hihira fiderana ho Azy.
# Inona no lazain'Andriamanitra fa hataony amin'ireo tandroky ny ratsy fanahy sy ny marina?
Hamongotra ny tandroky ny ratsy fanahy Izy ary hanandratra ny tandroky ny marina.