# Ahoana no fomba hideran'i Asafa ny Andriamanitr'i Jakoba? Hilaza hatrany hatrany izay nataon'Andriamanitra izy ary hihira fiderana ho Azy. # Inona no lazain'Andriamanitra fa hataony amin'ireo tandroky ny ratsy fanahy sy ny marina? Hamongotra ny tandroky ny ratsy fanahy Izy ary hanandratra ny tandroky ny marina.