# Tokony ho an'iza no lazain'i Davida fa hanekena ny hery?
Davida miteny fa tokony hanaiky ny hery ho an'Andriamanitra.
# Inona no omen'Andriamanitra ho an'ny vahoakany?
Manome hery sy fahefana ho an'ny vahoakany Izy.