# Tokony ho an'iza no lazain'i Davida fa hanekena ny hery? Davida miteny fa tokony hanaiky ny hery ho an'Andriamanitra. # Inona no omen'Andriamanitra ho an'ny vahoakany? Manome hery sy fahefana ho an'ny vahoakany Izy.