plt_tq/psa/64/01.md

8 lines
349 B
Markdown

# Inona no angatahan'i Davida ho henoin'Andriamanitra?
Maniry izy ny mba hihainon'Andriamanitra ny feony ary handrenesana ny fitarainany.
# Amin'inona no antony angatahan'i Davida an'Andriamanitra hanafina azy?
Mangataka an'Andriamanitra izy mba hanafina azy amin'ny teti-dratsy miafin'ireo mpanao ratsy ary amin'ny tabataban'ireo mpanao heloka.