# Inona no angatahan'i Davida ho henoin'Andriamanitra? Maniry izy ny mba hihainon'Andriamanitra ny feony ary handrenesana ny fitarainany. # Amin'inona no antony angatahan'i Davida an'Andriamanitra hanafina azy? Mangataka an'Andriamanitra izy mba hanafina azy amin'ny teti-dratsy miafin'ireo mpanao ratsy ary amin'ny tabataban'ireo mpanao heloka.