forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
307 B
Markdown
8 lines
307 B
Markdown
# Amin'ny inona no angatahan'i Davida an'Andriamanitra hanavotra azy?
|
|
|
|
Mangataka an'Andriamanitra hanavotra azy amin'ny anaran'Andriamanitra izy.
|
|
|
|
# Iza no nitsangana sy nanenjika ny fanahin'i Davida?
|
|
|
|
Olona hafa firenena no nijoro hanohitra azy, ary lehilahy tsy misy indrafo no efa nanenjika ny fanahiny.
|