# Amin'ny inona no angatahan'i Davida an'Andriamanitra hanavotra azy? Mangataka an'Andriamanitra hanavotra azy amin'ny anaran'Andriamanitra izy. # Iza no nitsangana sy nanenjika ny fanahin'i Davida? Olona hafa firenena no nijoro hanohitra azy, ary lehilahy tsy misy indrafo no efa nanenjika ny fanahiny.