plt_tq/psa/41/10.md

12 lines
411 B
Markdown

# Inona no nataon'i Yaveh tamin'i Davida?
Yaveh namindrafo azy ary nanangana azy mba ahafahany namaly an'ireo izay mankahala azy.
# Ahoana no ahalalan'i Davida fa faly aminy i Yaveh?
Fantatr'i Davida izany satria tsy mandresy eo aminy ireo fahavalony.
# Ahoana no fomba anohanan'i Yaveh an'i Davida?
Yaveh manohana an'i Davida amin'ny fahitsiana ary hihazona azy eo anatrehan'ny tavan'i Yaveh mandrakizay.