# Inona no nataon'i Yaveh tamin'i Davida? Yaveh namindrafo azy ary nanangana azy mba ahafahany namaly an'ireo izay mankahala azy. # Ahoana no ahalalan'i Davida fa faly aminy i Yaveh? Fantatr'i Davida izany satria tsy mandresy eo aminy ireo fahavalony. # Ahoana no fomba anohanan'i Yaveh an'i Davida? Yaveh manohana an'i Davida amin'ny fahitsiana ary hihazona azy eo anatrehan'ny tavan'i Yaveh mandrakizay.