plt_tq/psa/34/07.md

12 lines
319 B
Markdown

# Inona no ataon'ireo anjelin'i Yaveh rehefa mitoby manodidina izay matahotra Azy Izy?
Mamonjy azy ireo ny anjelin'i Yaveh.
# Iza ny olona sambatra?
Ny olona sambatra dia izay mialoka ao amin'i Yaveh.
# Inona ho amin'ireo vahoaka voafidin'i Yaveh ka matahotra Azy?
Tsy hanan-java-mahory izay matahotra an'i Yaveh.