# Inona no ataon'ireo anjelin'i Yaveh rehefa mitoby manodidina izay matahotra Azy Izy? Mamonjy azy ireo ny anjelin'i Yaveh. # Iza ny olona sambatra? Ny olona sambatra dia izay mialoka ao amin'i Yaveh. # Inona ho amin'ireo vahoaka voafidin'i Yaveh ka matahotra Azy? Tsy hanan-java-mahory izay matahotra an'i Yaveh.