plt_tq/psa/27/07.md

8 lines
227 B
Markdown

# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh?
Davida mangataka an'i Yaveh hihaino ny feony, mba hamindrafo aminy, ary hamaly azy.
# Inona no lazain'ny fon'i Davida momba an'i Yaveh?
Hoy ny fon'i Davida: "Tadiavo ny tavany!"