# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh? Davida mangataka an'i Yaveh hihaino ny feony, mba hamindrafo aminy, ary hamaly azy. # Inona no lazain'ny fon'i Davida momba an'i Yaveh? Hoy ny fon'i Davida: "Tadiavo ny tavany!"