plt_tq/psa/22/03.md

8 lines
311 B
Markdown

# Ahoana no hanondroan'i Davida an'Andriamanitra?
Davida manondro an'Andriamanitra ho Masina, mipetraka ho mpanjaka miaraka amin'ny fideran'Israely.
# Inona no nataon'ireo razan'i Davida ary ahoana no navalin'Andriamanitra?
Natoky an'Andriamanitra izy ireo, dia novonjeny, ary tsy diso fanantenana izy ireo.