# Ahoana no hanondroan'i Davida an'Andriamanitra? Davida manondro an'Andriamanitra ho Masina, mipetraka ho mpanjaka miaraka amin'ny fideran'Israely. # Inona no nataon'ireo razan'i Davida ary ahoana no navalin'Andriamanitra? Natoky an'Andriamanitra izy ireo, dia novonjeny, ary tsy diso fanantenana izy ireo.