plt_tq/psa/19/04.md

8 lines
248 B
Markdown

# Aiza no alehan'ireo teny sy lahatenin'ny lanitra sy ny habakabaka?
Mandeha manerana ny tany rehetra ireo teniny, hatrany am-paran'ny tany.
# Tahaka ny ahoana ny masoandro?
Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra, ary tahaka ny lehilahy mahery.