# Aiza no alehan'ireo teny sy lahatenin'ny lanitra sy ny habakabaka? Mandeha manerana ny tany rehetra ireo teniny, hatrany am-paran'ny tany. # Tahaka ny ahoana ny masoandro? Ny masoandro dia tahaka ny mpampakatra, ary tahaka ny lehilahy mahery.