plt_tq/psa/150/01.md

8 lines
266 B
Markdown

# Aiza ny olon-drehetra no tokony hidera an'Andriamanitra?
Ao amin'ny fitoerana masin'Andriamanitra sy ny lanitra mahery.
# Noho ny inona no tokony hideran'ny rehetra an'Andriamanitra?
Noho ireo asa maherin'Andriamaniatra ary noho ny fahalehibiazany mihoapapana.