# Aiza ny olon-drehetra no tokony hidera an'Andriamanitra? Ao amin'ny fitoerana masin'Andriamanitra sy ny lanitra mahery. # Noho ny inona no tokony hideran'ny rehetra an'Andriamanitra? Noho ireo asa maherin'Andriamaniatra ary noho ny fahalehibiazany mihoapapana.