plt_tq/psa/149/06.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no tokony ho eo am-bavan'ny masina?
Ny fiderana an'Andriamanitra no tokony ho eo am-bavan'ny masina.
# Inona no tanjon'ny sabatra roa lela eny an-tanan'ny masina?
Ny sabatra eny an-tanan'izy ireo dia mba hanatanterahana valifaty amin'ireo firenena sy hetsika famaizana an'ireo vahoaka.