# Inona no tokony ho eo am-bavan'ny masina? Ny fiderana an'Andriamanitra no tokony ho eo am-bavan'ny masina. # Inona no tanjon'ny sabatra roa lela eny an-tanan'ny masina? Ny sabatra eny an-tanan'izy ireo dia mba hanatanterahana valifaty amin'ireo firenena sy hetsika famaizana an'ireo vahoaka.