plt_tq/psa/145/10.md

8 lines
307 B
Markdown

# Inona no hisaotra sy hankalaza an'i Yaveh?
Izay rehetra nataon'i Yaveh no hisaotra Azy ary ireo mahatokiny no hankalaza Azy.
# Iza no hiteny ny voninahitry ny fanjakan'i Yaveh ary hanambara ny herin'i Yaveh?
Ireo mahatokin'i Yaveh no hiteny ny voninahitry ny fanjakan'i Yaveh ary koa hilaza ny heriny.