# Inona no hisaotra sy hankalaza an'i Yaveh? Izay rehetra nataon'i Yaveh no hisaotra Azy ary ireo mahatokiny no hankalaza Azy. # Iza no hiteny ny voninahitry ny fanjakan'i Yaveh ary hanambara ny herin'i Yaveh? Ireo mahatokin'i Yaveh no hiteny ny voninahitry ny fanjakan'i Yaveh ary koa hilaza ny heriny.